|
|
|
|

Entry (1/2)1  iray venty amby zato
Elementary words  2  iray, venty, amby, zato
Part of speech  3  adjective
Explanations in English  4  a hundred and one [3.1]
Explanations in French  5  cent un [1.3#282]
Vocabulary  6  Mathematics: arithmetic
Synonyms  7  iraika amby zato

Entry (2/2)8  iray venty amby zato
Part of speech  9  locution
Explanations in Malagasy  10  Ny lalàna Iray Venty amby zato (misy toko 101) navoakan-dRanavalona II tamin' ny 1868 [2.508#486]
Explanations in French  11  premier code malgache comprenant 101 articles [1.11]
Examples  12  Nony vita ny kabary dia nipetraka ny Mpanjaka ka nasainy novakiana ny Didim-panjaka Iray venty amby zato, ilay lalàna misy toko iraika amby zato [2.508#536]

Updated on 2023/12/01